Endriky ny fiteny ho an’ny anarana ao amin’ny hazon’ny tetiaram-pianakaviana

Mamoaka endrika maro samihafa momba ny anarana ny hazon’ny tetiaram-pianakaviana. Ny endriky ny fiteny dia manampy anao hampiditra ny anaran’ny razambe iray araka ny filaharany marina ho an’ilay fiteny sy amin’ny fanoratra marina (na ny endri-tsoratra) ho an’ilay fiteny.
 

Firafitr’anarana amin’ny fiteny
Ny fomba fampidirana ny anarana
Alibaniana
Tseky
Danoa
Hôlandey
Anglisy
Frantsay
Alemana
Indôneziana
Italiana
Italiana
Malagasy
Nôrveziana
Pôlôney
Pôrtogey
Samôana
Slovaky
Espaniôla
Soaily
Hafa
Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana fiantso, ny anarana, ny fanampin’anarana, ary ny tovana. 
Hongoroa
Rômaniana
Tôngana
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana fiantso, ny anarana, ny fanampin’anarana, ary ny tovana.
  • Ny faritra asiana ny anarana no mandeha alohan’ny faritra asiana ny fanampin’anarana.
Sinoa
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra hanzi na romana ny anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ilay romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Grika
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana fiantso, ny anarana, ny fanampin’anarana, ary ny tovana. 
  • Ampidiro amin’ny endri-tsoratra grika sy romana ireo anarana
Japôney
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra kanji na kana ny anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ireo tarehin-tsoratra natao tamin’ny romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Kôreana
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra hangul na hanja ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ilay romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Boligariana
Rosiana
Okireniana
  • Ampidiro ny fanampinan’anarany sy ny anaran-drazany.
  • Ampidiro eo amin’ny faritra faharoa ny anaram-pianakaviana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra sirilika sy romana ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ireo tarehin-tsoratra natao tamin’ny romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Mongôliana
  • Ny anarana ampidirina amin’io endri-tsoratra io dia raisina ho môngôliana, mba hahafan’izany ho azo karohina sy miseho tsara.
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra sirilika na romana ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ireo tarehin-tsoratra natao tamin’ny romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Khmer
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra Khmer ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ilay romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Vietinamiana
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra vietinamiana ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ilay romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.
Tailandey
  • Ampidiro ao amin’ny faritra misaraka ny anarana sy ny fanampinan’anarana.
  • Ampidiro amin’ny tarehin-tsoratra tailandey ireo anarana.
    • Hadikan’ny rafitra ny endrin-tsoratra mahazatra ary endri-tsoratra romana no hiseho eo amin’ny faritra etsy ambany.
    • Raha ovaina ilay romana (ny vokatry ny fandikana), dia voarakitra ny fiovana ataonao.

Lahatsoratra mifandray

Ahoana no fomba hampidirako anarana avy amina fiteny hafa ao amin’ny hazon’ny tetiaram-pianakaviana?

Nanampy anao ve ity?