Inona avy ireo antsipirian-javatra momba ny Fahatsiarovana?

Afaka manampy anao hilamina hatrany sy hitahiry fampahalalana manan-danja ny fanisiana antsipiriany manan-danja toy lohateny sy famaritana eo amin’ireo sary, raki-tahiry, na tantaranao.

Soso-kevitra

  • Ataovy fohy kanefa manan-danja ireo lohateny. Ampio fampahalalana fanampiny eo amin’ilay faritra ho an’ny famariparitana.
  • Aza tanisaina ao amin’ilay lohateny na famariparitana ny olon-drehetra. Aleo ianao mamorona tenifototra famantarana olona.
  • Ataovy tafiditra ao ireo tenifototra manan-danja izay afaka ny ho hita rehefa karohina ao amin’ilay lohateny sy ilay famaritana.
  • Ampio daty sy toerana raha fantatra.

Zavatra hafa fanampiny

Ahoana no ahafahako manampy na manova ny lohatenin’ny sary, tantara, antontan-taratasy, na raki-peo iray?
Ahoana no fomba hametrahako mari-pamantarana ny fahatsiarovana ny razambeko na ny havako ao amin’ny Rafi-tetiarana?

Nanampy anao ve ity?