Iza avy no afaka mahita ity fahatsiarovana ity?

Afaka manana ny iray amin’ireto fikirakirana ny fetezan-ko hita manaraka ireto ireo Fahatsiarovana ao amin’ny FamilySearch:

Besinimaro—Hitan’ireo mpampiasa an’ny FamilySearch rehetra sy izay olona manana ilay rohy.

Voatokana—Hitan’ilay olona izay nampiditra na namorona ilay Fahatsiarovana irery ihany.

Voafetra—Hitan’ilay olona izay nampiditra na namorona ilay Fahatsiarovana sy ireo vondrom-pianakaviana izay
nosafidian’io olona io. Rehefa ao anatin’ny vondrona iray ihany ianao vao misy io safidy io.

Zavatra hafa fanampiny

Ahoana no fomba hametrahako tenifototra famantarana eo amin’ny fahatsiarovana an’ireo razambeko na ireo havako?
Ahoana no fomba hanampiako na hanesorako tenifototra famantarana hiala ao amin’ny ireo Fahatsiarovana?

Nanampy anao ve ity?