Mijeryireo firaketana sy ny mombamomba anao anaty Hazon-tetiarana nefa tsy miala amin’ny Fampifandraisana loharanon-kevitra.

view records Top Image.png

Teo aloha ny fanindriana ny firaketana na ny rohin’ilay olona ao amin’ny Fampifandraisana loharanon-kevitra dia nitondra anao tany amin’ny pejy vaovao. Na dia mety nanampy aza ny fampahalalana hitanao tao, ny traikefa amin’ny ankapobeny dia tsy dia tsara loatra satria tsy maintsy niala tamin’ny Fampifandraisana loharanon-kevitra ianao mba hahatongavana any.

  • Mba hanatsarana ity traikefa ity dia namorona takelaka fijerena vaovao izahay izay miseho eo ankavanan’ny tsanganana Fampifandraisana loharanon-kevitra.
  • Misokatra ny takelaka isaky ny manindry ny bokotra Hijery Firaketana na ny anaran’olona iray eo amin’ny tsanganana havanana amin’ny Fampifandraisana loharanon-kevitra ianao.
Nanampy anao ve ity?